LAMENTATIONS
Chapter 5
Lame | Mg1865 | 5:4 | Na dia ny loharanonay aza dia andoavanay vola vao azonay isotroana, ary ny kitay hazonay dia vidinay vao azo. | |
Lame | Mg1865 | 5:5 | Rambondrambonan’ ny mpanenjika amin’ ny hatokay izahay; Reraka izahay fa tsy manam-pitsaharana. | |
Lame | Mg1865 | 5:9 | Noho ny sabatra mamely any an-efitra dia manao vy very ny ainay izahay vao mahazo hanina. | |
Lame | Mg1865 | 5:13 | Ny zatovo nitondra ny fikosoham-bary; Ary ny ankizy madinika nivembena nitondra ny hazo. | |
Lame | Mg1865 | 5:14 | Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy mitendry zava-maneno intsony. | |
Lame | Mg1865 | 5:16 | Efa afaka ny satro-boninahitra tamin’ ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota! | |
Lame | Mg1865 | 5:19 | Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay, eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin’ ny taranaka fara mandimby. | |
Lame | Mg1865 | 5:21 | Jehovah ô, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay. | |