I CHRONICLES
Chapter 8
I Ch | Mg1865 | 8:1 | Ary Benjamina niteraka an’ i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, | |
I Ch | Mg1865 | 8:6 | Ary izao no zanakalahin’ i Ehoda (izao no lohan’ ny fianakavian’ ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata, | |
I Ch | Mg1865 | 8:7 | Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an’ i Oza sy Ahihoda izy. | |
I Ch | Mg1865 | 8:8 | Ary Saharaima niteraka tao amin’ ny tany Moaba taorian’ ny nisaorany an’ i Hosima sy Bara vadiny. | |
I Ch | Mg1865 | 8:12 | Ary ny zanakalahin’ i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an’ i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; | |
I Ch | Mg1865 | 8:13 | Beria koa sy Sema, izay lohan’ ny fianakavian’ ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; | |
I Ch | Mg1865 | 8:28 | Ireo no lohan’ ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. | |
I Ch | Mg1865 | 8:29 | Ary tao Gibeona no nonenan’ ny razamben’ ny an’ i Gibeona, ary ny anaran’ ny vadiny dia Imaka, | |
I Ch | Mg1865 | 8:32 | Ary Miklota niteraka an’ i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin’ ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. | |
I Ch | Mg1865 | 8:33 | Ary Nera niteraka an’ i Kisy; ary Kisy niteraka an’ i Saoly; ary Saoly niteraka an’ i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. | |
I Ch | Mg1865 | 8:36 | Ary Ahaza niteraka an’ i Joada; ary Joada niteraka an’ i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’ i Moza; | |
I Ch | Mg1865 | 8:37 | ary Moza niteraka an’ i Binea; Rafa no zanakalahin’ i Binea, Elasa no zanakalahin’ i Rafa, Azela no zanakalahin’ i Elasa | |
I Ch | Mg1865 | 8:38 | Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Azela. | |
I Ch | Mg1865 | 8:39 | Ary ny zanakalahin’ i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. | |