Site uses cookies to provide basic functionality.

OK
PSALMS
Prev Up Next
Chapter 117
Psal Mg1865 117:1  Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
Psal Mg1865 117:2  Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.